Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 40, 12

       <12Iza no namatra ny ranomasina tamin'ny tànan'ilany,
sy nanjehy ny lanitra tamin'ny zehiny?
ary namatra ny vovo-tany rehetra tamin'ny vata,
sy nandanja ny tendrombohitra tamin'ny farangom-pandanjana,
ary ny havoana tamin'ny mizàna? >