Bokin'Izaia

Toko faha-41

10 Aza matahotra hianao fa momba anao aho; aza mijerijery amin'ahiahy, fa izaho no Andriamanitrao; nohazoniko mafy hianao, ka manampy anao aho; ary manohana anao amin'ny tànana an-kavanan'ny fahamarinako.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086