Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 49, 14-15

       <14Hoy Siona: Nafoin'ny Tompo aho;
hadinon'ny Tompo aho! -
       15Hanadino ny taizany va ny vehivavy,
ka tsy hamindra fo amin'ny naloaky ny kibony?
Na hanadino aza ny reny,
izaho tsy mba hanadino anao! >