Bokin'Izaia
Izaia toko 5, 7
<7Fa ny taranak'Israely,
no tanim-boalobok'Iavehn'ny tafika,
ary ny olona any Jodà ,
no voly nolalainy;
hitsiny no nantenainy taminy,
kanjo ra latsaka no niseho;
ny fahamarinana no nantenainy, kanjo fitarainam-pahoriana no hita. >