Bokin'Izaia

Toko faha-54

4 Aza matahotra, fa tsy ho menatra hianao; aza mangaihay, fa tsy hisy hahamenatra anao; fa hanadino ny henatry ny fahatanoranao hianao; ary tsy hahatsiaro intsony ny tondromaso, fony mpitondra-tena.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008