Bokin'Izaia
Izaia toko 55, 10
<10Tahaka ny ranonorana aman'oram-panala milatsaka
avy any an-danitra ka tsy miverina any,
raha tsy efa mahavonto sy mahalonaka ny tany,
sy mampaniry ny zavatra mitsiry avy aminy,
ka mampahazo voa famafy ny mpamafy,
ary hanina ho an'ny mpihinana; >