Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 56, 1
Ny tranon'Andriamanitra mivoha ho an'ny olona rehetra - Ny lehibe amin'Israely manaram-po amin'izay mahafinaritra azy.

       1Izao no lazain'ny Tompo:
Tandremo ny hitsiny ary araho ny rariny,
fa efa akaiky ny famonjeko,
ary efa hiseho ny fahamarinako. >