Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 60, 6

       <6Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany
mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao;
ny any Saba rehetra ho avy,
hitondra volamena sy emboka manitra,
ary hitory ny fiderana an'ny Tompo. >