Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 62, 11-12

       <11Izao no nambaran'ny Tompo,
hatrany amin'ny faran'ny tany:
Lazao amin'ny zanakavavin'i Siona hoe:
Indro, avy ny Mpamonjy anao;
ny valisoa homeny efa eny aminy;
ary ny tamby hatolony efa eo anoloany.
       12Izy ireo hantsoina hoe: Firenena masina,
Ny navotan'ny Tompo;
ary hianao kosa hantsoina hoe: Ilay irina,
Tanana tsy foy. >