Epistola Katolika Nosoratan'i Md. Jakoba

Toko faha-5

17 Elia dia olona nety tra-pahoriana tahaka antsika ihany koa. Nivavaka fatratra anefa izy mba tsy hilatsahan'ny ranonorana amin'ny tany, ka tsy nilatsaka teto an-tany ny ranonorana mandritra ny telo taona sy enim-bolana;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0961