Ny Jenezy

Toko faha-15

13 Hoy Iaveh tamin'i Abrama: Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny any amin'ny tany tsy azy ny taranakao, hanompo olona izy any, ary hampahorina mandritra ny efa-jato taona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098