Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Jenezy

Jenezy toko 3, 6
<6Ary hitan-dravehivavy fa ny voan'ilay hazo dia fihinana, mahate-hijery sy mendrika hoirina mba hahazoana fahiratan-tsaina; nioty tamin'ny voany izy, dia nihinana ary nomeny koa ny vadiny izay niaraka taminy, ary nihinana izy. >