Ny Jenezy
Toko faha-42
38
Fa hoy izy: Tsy hiara-midina aminareo ny zanako. Ny rahalahiny efa maty, izy irery no sisa. Ka raha hidiran-doza any amin'ilay làlan-kalehanareo any izy, dia hampidininareo any amin'ny fonenan'ny maty, amin'alahelo, ny voloko fotsy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0096