Bokin'i Jeremia
Toko voalohany
4 Tonga tamiko ny tenin'ny Tompo, nanao hoe:5 Efa fantatro talohan'ny namoronana anao tao am-bohoka hianao, ary raha mbola tsy naloaky ny kibon-dreninao hianao, dia efa nohamariniko; notendreko ho mpaminany ho an'ny firenena.