Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 1, 4-5

       <4Tonga tamiko ny tenin'ny Tompo, nanao hoe:
       5Efa fantatro talohan'ny namoronana anao tao am-bohoka hianao,
ary raha mbola tsy naloaky ny kibon-dreninao hianao, dia efa nohamariniko;
notendreko ho mpaminany ho an'ny firenena. >