Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 17, 4

       <4Havelanao ho tany foana sady vokatry ny hadisoanao izany,
ny lovako nomeko anao;
hampanompoako ny fahavalonao
any amin'ny tany tsy fantatrao hianao,
satria narehitrareo ny afon'ny fahatezerako,
ka mirehitra ho amin'ny mandrakizay. >