Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 20, 14-15

       <14Ho voaozona anie ny andro nahaterahako!
Tsy hotahina anie
ny andro niterahan'i neny ahy!
       15Ho voaozona anie ny olona nitondra teny tamin'ikaky,
sy nanao hoe: Tera-dahy hianao!
ka nahafeno hafaliana azy! >