Bokin'i Jeremia
Toko faha-29
19
satria izy ireo tsy nihaino ny teniko, - teny marin'ny Tompo, - nefa naniraka ny mpaminany mpanompoko tamin'izy ireo aho, naniraka azy hatramin'ny vao maraina, nefa tsy nohenoinareo, - teny marin'ny Tompo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0089