Bokin'i Jeremia
Toko faha-31
7 Fa izao no lazain'ny Tompo: Mihobia an-kafaliana, ny amin'i Jakoba, manaova firavoravoana, noho ny amin'ilay lohan'ny firenena; ataovy re ny feonareo, mihirĂ hira fiderana, ka lazao hoe: Ry Iaveh, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin'Israely!
