Bokin'i Jeremia

Toko faha-36

32 Dia naka horonan-taratasy hafa indray Jeremia, natolony an'i Baròka mpanoratra, zanak'i Neriàsa, ka nosoratan'i Baròka araka ny nanononan'i Jeremia azy ny teny rehetra tamin'ilay boky nodoran'i Joakima mpanjakan'i Jodà tamin'ny afo; ary teny hafa maro tahaka ireny no niampy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109