Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-12

35 Dia hoy Jesoa taminy: Kely foana sisa hitoeran'ny mazava eo aminareo, ka mandehana dieny mbola eo aminareo ny mazava, fandrao tratry ny aizina hianareo, satria izay mandeha amin'ny aizina dia tsy mahalala izay alehany akory.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101