Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-19

12 Hatramin'izay dia nitady handefa azy Pilaty. Fa nantsointsoin'ny Jody hoe: Raha mandefa io hianao, dia tsy mba sakaizan'i Sezara, satria izay manao ny tenany ho mpanjaka dia mitsanga-kanohitra an'i Sezara.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0589