Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany
Joany toko 6, 68-69
<68Ka hoy Jesoa tamin'ny roa ambin'ny folo lahy: Hianareo koa va mba te-hiala?
69Dia namaly Simona Piera ka nanao taminy hoe: Tompo ô, hankany amin'iza àry izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay; >