Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Joany toko 6, 69-70
<69Dia namaly Simona Piera ka nanao taminy hoe: Tompo ô, hankany amin'iza àry izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay; 70ary izahay efa nino sy nahalala fa hianao no ilay Masin'Andriamanitra. >