Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Joany toko 7, 1-2
Ny niakaran'i Jesoa tao Jerosalema tamin'ny fetin'ny Tranolay - Ny nampianarany tao an-tempoly - Ny nitadiavan'ny loholona hisambotra azy - Ny tsy fifanarahan'ny olona hevitra ny aminy.

       1Taorian'izany dia nitety an'i Galilea Jesoa fa tsy nety nankany Jodea, satria nitady hahafaty azy ny Jody. 2Nony efa akaiky ny fetin'ny Jody atao hoe fetin'ny Tranolay, >