Bokin'i Joba

Toko voalohany

5 Nony tapitra nitsingerina izany fanasana izany, nampanalain'i Joba ireo zanany dia nodioviny. Nifoha vao maraina koa izy sy nanatitra sorona dorana araka ny isan-janany, fa hoy izy: Fandrao nanota ny zanako, sy diso tamin'Andriamanitra tao am-pony. Toy izany no nataon'i Joba hatrany hatrany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356