Bokin'i Josoe

Toko faha-13

21 ny tanàna rehetra amin'ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an'i Sehona mpanjakan'ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, fa resin'i Moizy izy sy ireo andrianan'i Madiana, dia Evì, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpandoa hetra amin'i Sehona, monina amin'ny tany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0108