Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

Toko faha-5

20 Koa sady solon'ny Kristy àry izahay no irak'Andriamanitra koa, ka tahaka an'Andriamanitra no mananatra, sy toy ny tenan'ny Kristy no mihanta aminareo hoe: Mihavàna re amin'Andriamanitra hianareo! 21 Fa he ity izy: Ilay tsy nahalala ota, dia nataony ota ho antsika, mba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao aminy isika!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859