Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

2 Korintiana toko 12, 9
<9fa izao no navaliny ahy: Ampy ho anao ny fahasoavako, sady amin'ny fahalemena indrindra no iamparan'ny heriko. Koa dia vao mainka sitrako aza ny hirehareha amin'ny fahalemeko, mba hitoeran'ny herin'ny Kristy amiko. >