Levitika

Toko faha-13

3 Dia ho zahan'ny mpisorona ny aretina eo amin'ny hoditry ny nofony, ka raha manjary fotsy ny volon-koditra amin'ny fery sady latsaka lalina noho ny hodi-nofo no fijery ny fery, dia fery habokàna izany, ka rahefa avy nizaha izany olona izany ny mpisorona, dia hilaza fa maloto izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092