Levitika

Toko faha-13

49 raha maitsomaitso na menamena ny fery eo amin'ny fitafiana, na amin'ny hoditra, na amin'ny kofehy hatao tenany na fahany, na amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, na inona na inona izany, dia fery habokàna izany, ka haseho ny mpisorona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089