Levitika
Toko faha-14
21 Raha mahantra izy, ka tsy ampy ny fananany, dia haka zanak'ondry iray monja ihany izy, hatolotra ho sorona fanonerana, fanatitra ahevaheva, hanaovana ny fanonerana ho azy. Haka lafarina tsara indrindra izy, ampahafolon'ny efah ihany voadity amin'ny diloilo, hatao fanatitra, ary diloilo iray loga,