Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-12

48 fa izay tsy nahalala kosa, na nanao zavatra mendri-pamaizana aza, dia hokapohina kelikely ihany. Izay nomena be no hitakiana be, ary izay nanankinana be no hadinina be koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093