Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka
Lioka toko 13, 34
<34Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina aminao, impiry re no nitadiavako hamory ny zanakao tahaka ny reniakoho mambomba ny zanany eo ambany elany, fa tsy nety hianareo! >