Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka
Lioka toko 14, 12
<12Ary hoy kosa izy tamin'ilay nanasa azy: Raha manasa olona hisakafo antoandro na hariva hianao, aza dia ny sakaizanao na ny rahalahinao na ny havanao na ny mpanan-karena mifanakaiky aminao no asaina, fandrao asain'ireo koa hianao ka ho voavaliny izay nataonao taminy. >