Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-14

12 Ary hoy kosa izy tamin'ilay nanasa azy: Raha manasa olona hisakafo antoandro na hariva hianao, aza dia ny sakaizanao na ny rahalahinao na ny havanao na ny mpanan-karena mifanakaiky aminao no asaina, fandrao asain'ireo koa hianao ka ho voavaliny izay nataonao taminy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714