Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 14, 15

       <15Nony nandre izany ny anankiray tamin'izay niara-nihinana teo, dia nanao tamin'i Jesoa hoe: Sambatra lahy izay hanana anjara amin'ny fihinanam-be any amin'ny fanjakan'Andriamanitra. >