Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 18, 16-17
<16Nefa nantsoin'i Jesoa hankeo aminy kosa ireo ka nataony hoe: Avelao hanatona ahy ny zazakely, ary aza sakanana izy, fa ny toa azy no hanana ny fanjakan'Andriamanitra. 17Lazaiko marina aminareo, fa izay tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra any akory. >