Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka
Lioka toko 2, 15
<15Ary rahefa nandao azy ireo ny anjely ka nankany an-danitra, dia niresaka ny mpiandry ondry nanao hoe: Andeha isika ho any Betlehema hizaha izany zavatra vao tonga nampahafantarin'ny Tompo antsika izany. >