Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka
Lioka toko 22, 31-32
<31Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro Satana nitady hikororoka anareo tahaka ny vary, 32fa izaho nangataka ho anao, mba tsy ho lavo ny finoanao, ary rahefa mibebaka hianao dia hamafiso ny rahalahinao. >