Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 23, 44-46

       <44Ary rahefa tokony ho tamin'ny ora fahenina, dia rakotra aizina ny tany rehetra ka naharitra hatramin'ny ora fahasivy izany, 45fa nihamaizina ny masoandro; ary triatra nisasaka roa ny efitra lamba tao amin'ny tempoly. 46Ary niantso tamin'ny feo mahery Jesoa nanao hoe: Raiko! apetrako ao an-t├ánanao ny fanahiko. Nony voalazany izany, dia niala aina izy. >