Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 5, 12

       <12Raha tao amin'ny tanàna anankiray izy, dia indro nisy lehilahy rakotry ny habokana nahita azy, niankohoka nitaraina taminy nanao hoe: Tompoko, raha mety hianao, mahay manadio ahy. >