Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 6, 35
<35Fa hianareo kosa, tiavo ny fahavalonareo, manaova soa ary mampisambora tsy manantena valiny: dia ho lehibe ny valisoanareo, ary hianareo ho zanaky ny Avo indrindra, dia ilay tsara fo amin'ny tsy mpankasitraka sy ny ratsy fanahy. >