Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka
Toko faha-6
38
Manomeza, dia homena hianareo; fatra tsara, mifatratra, sady mihintsana no avo loha no homena ho ao am-pofoanareo: fa izay famarana namaranareo ihany no hamarana ho anareo koa.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0093