Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-6

45 Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin'ny rakitra tsaran'ny fony; ary ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka ny ratsy avy amin'ny rakitra ratsin'ny fony; fa ny be ao am-pony no itenenan'ny vavany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0496