Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-6

48 tahaka ny olona anankiray manao trano izy, izay nihady lalina aloha vao nandatsaka ny fototra eo ambonin'ny vatolampy, ka nony tondraka ny rano dia nasian'ny riaka mafy izany trano izany, nefa tsy nampihontsina azy akory izany, satria tsara orina tambony vatolampy izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085