Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-7

8 Fa izaho olona manan-dehibe mba mifehy miaramila koa, ka ny anankiray ilazako hoe: Mandehana, dia mandeha; ny anankiray ataoko hoe: Avia, dia avy; ary ny mpanompoko koa hoe: Ataovy izany, dia manao izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0589