Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 8, 1-3,
Ny voa nafafy - Ny jiro - Iza no renin'i Jesoa sy rahalahiny? - Ny nampitoniany ny ranomasina - Ny nandroahany demony betsaka ho any amin'ny kisoa - Ny zanakavavin'i Jaïra - Ilay vehivavy nitsi-drà.

       1Taorian'izany, dia lasa nitety ny tanàna sy ny vohitra izy nampianatra sy nitory ny Evanjelin'ny fanjakan'Andriamanitra. Nanaraka azy ny roa ambin'ny folo lahy 2sy ny vehivavy sasany nositraniny tamin'ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia Maria atao hoe Madelena izay nivoahana demony fito, 3Joana vadin'i Kozà mpitandrina ny fananan'i Heroda, ary Sozàna mbamin'ny maro hafa koa izay nanampy azy tamin'ny fananany. >