Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka
Marka toko 1, 1
Ny toritenin'i Joany - Jesoa-Kristy atao batemy sy alain'ny demony fanahy - Ny niantsoan'i Jesoa ny mpianany voalohany - Ny nampianaran'i Jesoa tao amin'ny sinagoga ary ny nandroahany demony ary nanasitranany marary.
1Fiandohan'ny Evanjelin'i Jesoa-Kristy, Zanak'Andriamanitra. >