Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka
Marka toko 15, 39
<39Ilay kapiteny nitsangana teo an-tandrifin'i Jesoa, nony nahita fa niala aina tamim-piantsoana mafy toy izany izy, dia nanao hoe: Zanak'Andriamanitra tokoa io lehilahy io. >